|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manifatra |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanosy] manaikitra
[1.78] 4 manaikitra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 mordre
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 9 mañifatra |
| Fototeny | 10 hifatra |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 [Antambahoaka] mangotsoka
[1.78] 13 [Sihanaka] manotika (kibo) [1.78] 14 [manifatra] [Tanosy] manotika [1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 15 Manifatra |
| Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Voambolana | 17 Tantara: olona |
| Kamban-teny rehetra | 18 Manifatra Venance |
| Fivaditsoratra | 19 famitrana, 20 manafitra, mañifatra, Manifatra, manifatra, 21 mifanatra, 22 mitrafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|