|
|
|
|
Teny iditra
1
mangotana
ta
na
Fototeny
2
tana
ta
na
Sokajin-teny
3
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
4
Enti-milaza lavaka na fery misokatra be izaitsizy:
Tevana mangotanatana
.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12