|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangorangorana |
| Fototeny | 2horangorana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mahatsiaro torovandrovana toy ny hanavy: Injany manako ny kotrok' orana / Mandreraka sady mandazolazo / Tsapaina ny fo ka mangorangorana / Mafana kanefa tsy voan' ny tazo (S.
5BEM). [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qui ressent des douleurs dans les os.
[1.3] |
| Ohatra |
7 - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo.
[2.470]
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|