|
|
|
|

Teny iditra1 mangôdry
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3mamotipotika zavatra miaraka amin-drano mba ho malemy tsara toy ny lafarina, tany, ets. [Betsimisaraka] [1.78]

Fivaditsoratra  4 mandrigo, 5 mangôdry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12