|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangina |
| Fototeny | 2gina |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4manirery.
[Bara]
[1.78] 5Tsy miteny: Taorian' izay teny izay Lay dia nangina ary nipetraka. 6Mitsahatra mitomany: Norotsirotsina i Baotiana vao nangina. 7Tsy misy tabataba, tsy andrenesana tabataba: Mangina ety ambanivohitra izany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be silent.
[1.2, 1.7] 9solitary, quiet. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10garder le silence, cesser de pleurer, être silencieux.
[1.3#191] 11silencieux; solitaire. [1.8] |
| Ohatra |
12 Dia mangina ilay zaza.
[2.606#]
13 Mangina fa avelako eto ity. [2.117] 14 Mangina no mety, rey olona. [2.528] 15 Miara-mangina ny mpamangy sy ny vangiana. [2.245#] |
| Kamban-teny rehetra | 16vokatra manginy |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 18 mangina |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
20(de hina : entente, accord tacite).
21Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). 22L'infusion en était administrée aux paranoïaques, pour que leur esprit se remette en bon accord avec leur corps. 23On dit ce mot aux bébés qui crient très fort pour les calmer. [Merina, Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 25 manangy, 26 mangina, 27 maninga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|