|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangilohilo |
| Fototeny | 2 hilohilo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Bezanozano] mamirapiratra
[1.78] 5 Malamalama sady mangirana mililotra mamiratra (fiteny indrindra amin' ny zavatra mainty na manopy mainty): Mangilohilo izany volonao izany [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|