|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangilikitike |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] manitikitika, mampihomehy, manibokibo: K'aja mangilikitika ñ'moaña sandra mahita loja (aza manitikitika ny olona moana sao mahita loza)
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|