|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangidy vato |
| Singan-teny | 2mangidy, 3vato |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsara aoka izany; mety hanan-kevitra maro: na fatratra, na sarotra, na tsy laitra.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 mangidy vato, 7 tavomangidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|