|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangidihidy |
| Fototeny | 2hidihidy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mahamaimay ny hoditra ka maniry ny hohaotraorina: Mangidihidy ny lamosiko fa haotraory kely.
5Maniry mafy ta hanao zavatra: Mangidihidy ta handihy ny tongotro. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be itchy; to want to do something.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7avoir des démangeaisons; avoir envie de.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11mangidihidihelika |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|