|
|
|
|

Teny iditra1 mangeoka
Fototeny  2heoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tovy hevitra  8mangeokeoka

Fivaditsoratra  9 mangeoka, 10 mangoake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12