|
|
|
|

Teny iditra1 mangeliketika
Fototeny  2heliketika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4manakibokibo, minitikitika. [Taimoro, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5chatouiller; provoquer. [Tanala] [1.6]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tsipelina hafa  9mangeriketika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12