|
|
|
|

Teny iditra1 mangata-drano
Singan-teny  2mangataka, 3rano
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fiteny taloha enti-milaza ny iray amin' ny olona roa mifamaly na miady, ka mangataka fampinomana hitsara ny adin' izy roa tonta. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12