|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mangaika
Fototeny  2gaika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako.
5Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana.
6Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to tie, to bind together, to grasp.
8fig.
9to press, to constrain, to force, to urge.
10Comp.
11haika. [1.2]
Ohatra  12 Sady tsy rantsa-mangaika ny Fiangonana no tsy fahefana koa. [1.369#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  17managaika
Kamban-teny rehetra  18felatana-mangaika ny rantsana
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)20 mangaika
Fototeny  21haika
Sokajin-teny  22 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  23miantso: Mangaika andriaña ka ñ'lavitra ñ'mandre (miantso an-driana ka ny lavitra no maheno). [Tanala] [1.78]
24Miantso mba ho tonga, mamory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25same as mihaika. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
26 Ny ankehitriny :
27 Ny lasa :
28 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  29 mangaika, 30 mangiaka, 31 miakanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02