|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manezaka |
| Fototeny | 2ezaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manenjana, maninjitra.
5Manao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Nanezaka ise tamin' itỳ volana itỳ matoa nahazo voalohany. 6Manomboka: Nanezaka nitomany ilay zaza raha vao lasa reniny. 7Maka an-keriny; manao angovy: Aza manezaka zavatr' olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to strive hard.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9faire un gros effort.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|