|
|
|
|

Teny iditra1 maneno akoho
Singan-teny  2maneno, 3akoho
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5teny ilazana fotoana maraimbe (toy izany koa ireto manaraka ireto: maneno akoho tokana, maneno sahona). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6cock crow in the morning. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7au chant du coq le matin. [1.8]
8Au chant du coq : la nuit est aux deux tiers.. [2.415]
Ohatra  9 Vao maneno akoho no lasa izy [1.1]
10 naneno akoho voalohany tamin' izay. [2.470]
Voambolana  11 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11