|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mañengo |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] mandravaka, mampihaingo: Mañengo lalaña ny ona fa tonga ny fete
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mañengo, 4 mongena |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|