|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manendrom-bohitra |
| Singan-teny | 2manendro, 3tendro, 4vohitra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6mitsangantsangana eny an-tendrombohitra mba hanao firavoravoana, fa indrindra mba hanao fitondran-tena ratsy (voararan' ny lalàna mafy fahizay ny manendrombohitra nandritra ny fisaonana ny mpanjaka raha nisy mpanjaka niamboho).
[1.1] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|