|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manendrihendry |
| Fototeny | 2hendrihendry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitily, mitady haka zavatra raha vao tsy misy mahita.
5Mitovy tarehy amin' ny...: Manendrihendry ny reniny i Jaona. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|