|
|
|
|

Teny iditra1 manemitra ny arabe
Singan-teny  2manemitra, 3araka, 4be
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6manao temitry ny arabe, izany hoe mirentirenty eny amin' ny sisin' ny arabe: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny arabe. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11