|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manelonelo |
| Fototeny | 2 elonelo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mila harary andoha: Manelonelo aho izany
[1.1] 5 [mañeloñelo] marisarisa [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [mañeloñelo] malaise
[1.13] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|