|
|
|
|

Teny iditra1  mañeloka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] manasazy: Mañeloka ny milambodiry ny disiña (Manasazy ny kamo ny asa aman-draharaha) [1.78]

Fivaditsoratra  4 kolamena, 5 mañaloke, mañeloka, 6 mankaleo, 7 manolake

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04