|
|
|
|

Teny iditra1 manelingelina
Fototeny  2helingelina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo.
5Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to disturb one by frequent interruptions.. [1.2]
7to distract, to bother. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8gêner, importuner, distraire, ennuyer. [1.8]
Ohatra  9 Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana. [2.472]
10 manelingelina anao aho? [2.583]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12