|
|
|
|
Teny iditra
1
manelakelaka
Fototeny
2
ela
ke
laka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manendaka isan' elakelany, manasilaka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manelakelaka
6
Ny lasa :
nanelakelaka
7
Ny hoavy :
hanelakelaka
8
Filaza mandidy :
manelakelaha
Tovy hevitra
9
manelaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12