|
|
|
|

Teny iditra1 manehitra
Fototeny  2hehitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manaikitra.
5Marary (enti-milaza nify maharary).
6Mivalana mipiriritra. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Voambolana  10 Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  11manehi-babena

Fivaditsoratra  12 maharenty, 13 manehitra, 14 mihenatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08