|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 maneheña
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3manomboka. [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 maneheña
Sokajin-teny  5 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6miankina, mitehina: Aza maneheña amin'io hazo ioio fa boboka any moa io ko nge mienjika eo (Aza mitehina amin'io hazo io fa lo anie io ka ndrao mianjera eo). [Betsileo] [1.78]
Tovy hevitra  7manehaña

Fivaditsoratra  8 henemana, 9 maneheña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12