|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manefy |
| Fototeny | 2tefy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miasa vy na metaly hafa ho zavatra: Manefy vifotsy ve ianao, tompoko?.
5Manamboatra, mamolavola: Samy miady mafy hanefy ny lohan' ny tanora ny antokom-politika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to forge or fashion metal; to shape clay.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7forger et façonner le métal; façonner l'argile en poterie.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12manefy olona |
| Fivaditsoratra | 13 manefy, 14 mifena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|