|
|
|
|

Teny iditra1 mandry ilika
Singan-teny  2mandry, 3ilika
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mandry ka ny ila ihany, ny takiba ilany, no atao ambany.
6misahirana. [1.1]
Ohatra  7 Ilay lahy antitra nandry ilika teo ambony tsihy [2.649]
8 nandry ilika ery ity zanak'Andriana tsy zatra mipetraka raha tsy ambony seza. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12