|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandry akaiky |
| Singan-teny | 2mandry, 3akaiky |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5miala mandry nefa tsy lavitra ny tranon' ny tena (avy amin' ny ohabolana hoe: Mandry akaiky ohatra ny menaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to make short stages on a journey, and then remain for the night..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[mandry akeky]
7Dormir hors de chez soi mais tout près comme les rôdeurs; faire une petite étape.
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 8 kira madinika, 9 mandry akaiky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|