|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandrotsirotsy |
| Fototeny | 2rotsirotsy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manasavilivily (zaza) eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina azy, na hahafinaritra azy fotsiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to rock and soothe a baby; to soothe, to deceive.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6balancer et endormir un enfant en murmurant.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mandrotsirotsy |
| Fototeny | 12rotsirotsy |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Enti-milaza ny hoditra misy fivontosana kely madinika.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|