|
|
|
|

Teny iditra1 mandrotika
Fototeny  2rotika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandrovitra zavatra ka mahatonga azy ho kotika tsy misy horaisina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to tear up, to disfigure. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6déchirer, déchiqueter, défigurer. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 mandikotra, 12 mandrotika, 13 mitondraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12