|
|
|
|

Teny iditra1  mandrosy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antemoro] mifanositosika, mifanitsaka [1.78]
4 [Antesaka] manosika, mandronjina [1.78]
5 [Bara] mifanositosika, mifanitsaka, manery [1.78]

Fivaditsoratra  mandrosy, 6 somandry, 7 sondramy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04