|
|
|
|
Teny iditra
1
mandroro
Fototeny
2
roro
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mahandro anana toy ny tsaramaso misy rony fotsifotsy.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mandroro
6
Ny lasa :
nandroro
7
Ny hoavy :
handroro
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12