|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrongatsa
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] mampalaky, mandodona: Aza rodoñina roke liaka ny aombe lehe miroroña fange folaka (Aza dodonina letsy ny omby raha midina fandrao folaka [tapaka]) [1.78]

Teny iditra (2/2)4  mandrongatsa
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 [Betsileo] mandositra (biby), manao tongotrankatoka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04