|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandromotra |
| Fototeny | 2romotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4manaikitra.
[Tanosy]
[1.78] 5Manaikitra, mandrovitra amin' ny nify, amin' ny tanana. 6Mandidy amin' ny antsy dombo, manapaka amin' ny tsofa. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|