|
|
|
|
Teny iditra
1
mandrefotra
Fototeny
2
refotra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampitefoka, manatefoka; mampipoaka, manapoaka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mandrefotra
6
Ny lasa :
nandrefotra
7
Ny hoavy :
handrefotra
8
Filaza mandidy :
mandrefota
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12