|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandrebaka |
| Fototeny | 2rebaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mahatonga ho noana, mahavalaka, mahasasatra, mahavizana.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mandrebaka |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11manimba, manambaka, mandreraka: Nahoa laha tsy ajarena io traño rebaka io (nahona raha tsy arenina io trano simba io).
[Tanala]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|