|
|
|
|

Teny iditra1 mandravina
Fototeny  2ravina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitsiry ravina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to bear leaves. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6produire des feuilles. [1.8]
7faire des feuilles, comme les arbres au printemps. [1.196]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Voambolana  11 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  12 mandravina, 13 mandrivàna, mandrivana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03