|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandravaka |
| Fototeny | 2ravaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manisy ravaka, mampihaingo: Olona maro no nandravaka ny vavahady handalovan' ny manampahefana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to decorate, to ornament.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6embellir, orner.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|