|
|
|
|

Teny iditra1 mandonda
Fototeny  2donda
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mavesatra (noho ny lanjan' ny vatan-tenany fa tsy noho ny habeny na ny habetsahany): Mandonda ny platinina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5corsé, épais, pesant. [1.3#114]
Mpanahaka  6 mafonja

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12