|
|
|
|

Teny iditra1 mandolo
Fototeny  2lolo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tonga lolo na matoatoa.
5Enti -milaza olona miseho mahalana dia mahalana.
6Manao andron-dolo, manjombonjombona mahatahotra. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10mandolo ny andro
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02