|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mandoka
Fototeny  2doka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manindrahindra amin' ny fiderana; mandrobo: Loza raha handoka ny entam-barony rangahy io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to praise, to flatter. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6vanter, flatter. [1.8]
Ohatra  7 Ny mpivarotra tsy maintsy mandoka ny entany. [2.117#]
8 ka nisy fiteny hoe: " Ralema mitety tsena, " raha mandoka ny olona. [1.437#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13mandoka tena

Teny iditra (2/3)14 mandoka
Fototeny  15loka
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17Manomboka mandoaka (lavaka fihadiana metaly). [1.1]
Haiendriteny 
18 Ny ankehitriny :
19 Ny lasa :
20 Ny hoavy :
21 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  22manadòka

Teny iditra (3/3)23 mandoka
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny frantsay  25(de loka : action de lancer la sagaie).
26Petit arbre dont le bois sert à faire des manches de sagaie car il est très nerveux.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  28 komandà, 29 mandoka, 30 mondaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08