|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandoa vory |
| Singan-teny | 2mandoa, 3vory |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to froth at the mouth.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7écumer; baver.
[1.8] |
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 9 mandoa vory, 10 voandamory |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|