|
|
|
|

Teny iditra1 mandisaña
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3manimba, manosihosy: Mivakoña ny efan'ampaly ko mandisaña ny efa madio: Mivakona ny efa voampaly ka manosihosy ny efa madio). [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 mandiñasa, 5 mandisaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12