|
|
|
|
Teny iditra
1
mandinaka
Fototeny
2
di
naka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mamely, mandaboka, mikapoka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mandinaka
6
Ny lasa :
nandinaka
7
Ny hoavy :
handinaka
8
Filaza mandidy :
mandinaha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12