|
|
|
|
Teny iditra
1
mandeno
Fototeny
2
le
no
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampangotraka, mitanika, manatsoboka ao anaty leno.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mandeno
6
Ny lasa :
nandeno
7
Ny hoavy :
handeno
8
Filaza mandidy :
mandenoa
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12