|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 manday
Fototeny  2lay
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha haingana, mirotoroto. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9 manday
Fototeny  10lay
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12Manindrona. [1.1]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)16 manday
Sokajin-teny  17 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18mitondra. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  19 madañy, 20 madina, 21 manady, mañady, 22 manday, 23 mandia, 24 manida

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05