Teny iditra |
mandavo
(lavo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manjera, mamotraka, manongana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To throw down, to strike down [1.2]
|
| To cast down, to cause to fall [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire tomber; abattre [1.8]
|
Ohatra |
1 | Mandavo sorera ny lainga.
[2.69]
|
2 | Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo.
[2.245]
|
3 | Ny mitevy aloha dia ny mikapa, manjera, mandavo hazo.
[2.643]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandavo |
Ny lasa : |
nandavo |
Ny hoavy : |
handavo |
Filaza mandidy : |
mandavoa |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|