|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mandakana
Fototeny  2lakana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihady, na mihoho tany miendrika lakana.
5Manao tatatra na lakan-drano.
6Enti-milaza nofo mitondra ny dian' ny kapoka nafitsoka azy. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11 mandakana
Fototeny  12lakana
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  14In Imerina it means weak from a flogging. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15qui porte les marques, les sillons des coups reçus. [1.3]

Teny iditra (3/3)16 mandakana
Sokajin-teny  17 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  18to remain in a place, to be always at a place, as a beggar, or a creditor dunning a debtor. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
19 Ny ankehitriny :
20 Ny lasa :
21 Ny hoavy :
22 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12