|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandahilahy |
| Fototeny | 2lahilahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to use the expression lahilahy.
[1.2] |
| Ohatra |
6 Mandritra izany kosa ireo mpitondra lefona sy ampinga dia mihira sy mandahilahy eo amoron-drano ka manao hoe: "Lahy!
[2.436#]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mandahilahy |
| Fototeny | 12lahilahy |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
14In the provinces, to circumcise..
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 19 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|