|
|
|
|

Teny iditra1 mandahatra
Fototeny  2lahatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra.
5Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy.
6Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory. [1.1]
7mamorona lahatsoratra. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8to arrange; to set type; to make a speech. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours. [1.8]
10ranger, ordonner; rédiger. [1.13]
Ohatra  11 Koa anio isika dia mandahatra, mitondra ny teny; [2.245#]
12 Mampitaha teny Fomban-dRamalagasy koa, raha mandahatra, ny mampitaha teny mitovitovy. [2.298#]
13 Ny ambiasa no mandahatra ny fanapahana ny zaza, ohatra ny zazafotsy na ny kelikely atao aloha. [2.606#]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08